- Talata 12 Jona 2018
Sport.Ireo kianja handray ny Mondial 2018 Hatolotra anao eto amin’ity pejy ity indray ireo kianja manaraka hanatanterahana ny Mondial Rosia 2018.
Ny kianja Olimpika Ficht any Sotchi mahazaka mpijery miisa 48.000 dia nandraisana ny lalao olimpika ririnina tany amin’ny tanànan’i Sotchi tamin’ny taona 2014 ary nandray voalohany lalao baolina kitra tamin’n y taona 2017.
Hamaky ny tohiny