Sport

Thb Champion’s League Malagasy Niraradraraka ny baolina maty tany Mahajanga


  • Alakamisy 28 Jona 2018

Niraradraraka ny baolina maty tany Mahajanga teo amin’ny andro faha-3 amin’ny dingana voalohan’ny Thb Champion’s League Malagasy. Ny Cnaps Sport Itasy 7 – 0 Jaolahin’i Iharana SAVA ; Fc Metal DIANA 7 – 0 Fc Maeva Betsiboka ; Fosa Juniors Boeny 6 – 0 Tam Port Berger Sofia.

 Vokatra tany Tsiroanomandidy : Fca Alaotra Mangoro 3 – 0 Ascoimi Mahanoro ; Ajesaia Bongolava 2 – 0  Mtm Melady ; Racing Soma Beach Boeny 2 – 1 Fc Léopard Analanjirofo.

Vokatra tany Antsirabe : Elgeco Plus A/Manga 3 – 0 Fc Olympique Beloha Menabe ; Jet Mada  Itasy 3 – 1 Fc Az Amoron’i Mania ; Fc Vakinankaratra Cua 2 – 1 Rabaza Fc Atsimo Atsinanana.

Vokatra tany Toliara : Fils d’Elephant  Anosy 1 – 0 Fc Manjaka  Ihorombe ; Akon’Ambatomena  M/Ambony 1-0 Vfm Fc V7V.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT