- Zoma 15 Jona 2018
Sport.Fifaninanam-pirenena rugby an-sekoly Efa-bolana no hanatanterahana ny andiany faha-2
Any Toliara no hanombohana ny dingana voalohany amin’ny fiadiana nasionalin’ny fifaninanana rugby an-tsekoly na “rugby scolaire” andiany faha-2 eto Madagasikara ny 15,16 ary 17 jona 2018 ka handraisan’ny solontenan’ny Faritra Atsimo Andrefan’ny nosy anjara.
Hamaky ny tohiny