Sport

Thb Champion’s League Malagasy Vokatry ny andro faha-2 alahady 24 jona


  • Alatsinainy 25 Jona 2018

Nahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 eo amin’ny dingana I ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra Malagasy na ny Thb Champion’s League Malagasy.

Tany Mahajanga : Fc Maeva 1 – 3 Tam Port Berger ; Fc Metal 0 – 2 Cnaps Sport ; Fosa Juniors 3 – 1 Jaolahin’i Iharana.

Tany Tsiroanomandidy : Racing Soma Beach 0 – 3 Ajesai ; Fc 4 – 2 Fc Leopard ; Ascoimi Mahanoro 3 – 3 Mtm.

Tany Antsirabe : Fc Olympique Beloha 0 – 1 Rabaza Fc ; Fc Vakinankaratra Cua 0 – 0 Fc Az ; Elgeco Plus 0 – 0 Jet Mada. 

Tany Toliara : Akon’Ambatomena 2 – 1 Fils d’Elephant ; 3Fb Atsimo Andrefana 3 – 0 Fc Manjaka.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT