Sport

Rallye Nankang ASACM 2018 Rivo sy Ando nitondra Subaru R4 no nahery


  • Alatsinainy 25 Jona 2018

Rivo sy Ando na Randrianarivony Rivo sy Randrianarivony Ando nitondra ny fiara Sibaru Impreza n° 6 “classe R 4”

 
 no nandrombaka ny Rallye Nankang Asacm 2018  notontosaina teto Antananarivo nanomboka ny zoma 22 jona 2018 lasa teo ary nifarana omaly alahady 24 jona teny Imerinkasinina tamin’ireo mpifaninana 47 nandray anjara tamin’ity fifaninanana ity. Izy ireo ihany koa no nandrombaka ny dingana faha-2 amin’izay ho tompondakan’i Madagasikara amin’ity taranja ity taona 2018.

Nanaraka azy tao nitana ny laharana faha-2 ny fiara Subaru Impreza ihany n° 4 nentin’i  Tahina sy Tahiry na Andriamanantena Tahina sy Rakotondrazaka Tahiry “classe M 12”.

Faha-3 kosa i Teddy sy Herman na Rahamefy Teddy sy Ratsimbarisoa Herman nitondra ny fiara Ford Ranger “classe M 13”.

 

Ntsoavina Evariste

 


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT