- Sabotsy 16 Jona 2018
Sport.Mondial 2018 Nifampitady i Portugal sy Espagne
Ratsy fanombohana avokoa ireo solontenan’i Afrika 2 voalohany ao amin’ny vondrona A sy B miatrika ny Mondial 2018 any Rosia.
Hamaky ny tohinyRatsy fanombohana avokoa ireo solontenan’i Afrika 2 voalohany ao amin’ny vondrona A sy B miatrika ny Mondial 2018 any Rosia.
Hamaky ny tohinyNy kianja faha-12 farany handray ny Mondial any Rosia no hatolotra anao eto amin’ity pejy ity anio .
Hamaky ny tohinyAnkoatra ireo lalao 4 ho tontosaina any amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga (Kintan’i Boeny # Asmj Sofia ; Cnaps Sport Itasy # Kintan’i Boeny Boeny) sy ny kianja sentetikan’i Carion (Five Fc A/manga #As Fanalamanga A/Mangoro ;
Hamaky ny tohinyEfa nihaona tamin’ny minisitra vaovao Faratiana Tsihoara Eugène izahay, ary faly miarahaba azy, hoy ny sendikan’ny mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny fanatanjahantena.
Hamaky ny tohinyRavan’ny ekipa Rosianina omaly alakamisy 14 jona tao amin’ny kianja Loujniki ao Moscou ny ady sahala mahazatra amin’ny lalao fanokafana ny Mondial hatrizay fa nomontsaniny tamin’ny isa navesatra 5-0 ny ekipan’i Arabie Saoudite.
Hamaky ny tohinyKianja Novgorod Stadium (Nijni Novogord) Ny Kianja Novgorod Stadium any amin’ny tanànan’i Nijni Novogord dia
Hamaky ny tohiny