Mondial 2018 -Ampahavalon-dalana Tafita amin’ny 1

4-dalana i Brésil sy Belgique


  • Talata 03 Jolay 2018

I Bresil nandresy an’i Mexique 2-0 sy Belgique nandavo an’i Japon 3-2 indray no tafita amin’ny 1/4-dalana omaly alatsinainy 2 jolay eo amin’ny Mondial Russie 2018 ka hifampitana any amin’ny kianjan’i Kazan amin’ny zoma 6 jolay ho avy izao.

Mbola nahafaty baolina 1 indray ilay kalaza Breziliana Neymar tamin’io lalao nataon’ny Bresil omaly io ary mbola nampiseho ihany koa ny fahaizany manararaotra ny fandomana azy amin’ny fanaovana « simulation » manavanana azy ka voalaza fa nahavita « roulade » in-15 tao anatin’ny 20 segondra izy omaly raha voafingan’ny mpilalao Meksikanina iray.

Fandaharan-dalao andro faran’ny 1/8-ndalana anio talata 3 jolay :

17h00 : Suède - Suisse, any Saint-Petersbourg (H7)

21h00 : Colombie - Angleterre, any Moscou (Spartak) (H8)

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT