Sport

Thb Champions League Malagasy 2018 Fantatra ireo tafita hiatrika ny dingana faha-2


  • Talata 03 Jolay 2018

Taorian’ny andro faha-5 farany tamin’ny dingana voalohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra na ny « Thb Champions League Malagasy 2018 »

 

notontosaina tany Mahajanga tamin’ny alahady 01 desambra teo dia fantatra avokoa ankehitriny ireo ekipa 12 tafita hiatrika ny dingana faharoa ho tontosaina ny 13-22 jolay 2018. Tao amin’ny Vondrona A : Fosa juniors Boeny, Cnap Sport Itasy II, Tam Port Berger Sofia. Vondrona B : Ajesaia Bongolava, Fca Alaotra Mangoro, Mtm Melaky. Vondrona C : Jet Mada Itasy, Elgeco Plus Analamanga, Fc Vakinankaratra Vaknà. Vondrona D : 3Fb Atsimo Andrefana, Fils d’Elephant Anosy, Akon’Ambatomena Matsiatra Ambony.

Razafed Zanany


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT