• Alakamisy 19 Jolay 2018
Sport.Tournoi Foot à 11 Ftmtk Ekar Ambohimasina Lasan’ny Lycée Privée La Source ny amboara

Tontosa tao amin’ny EKAR Ambohimasina Betafo ny alahady 15 jolay 2018 teo ny lalao famaranana baolina kitra « Tournoi Foot à 11 » sokajy vehivavy nokarakarain’ny Tanora ao amin’ny FTMTK EKAR DISTRIKA Ambohimasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Jolay 2018
Sport.Tournoi Foot à 11 Ftmtk Ekar Ambohimasina Lasan’ny Lycée Privée La Source ny amboara

Tontosa tao amin’ny EKAR Ambohimasina Betafo ny alahady 15 jolay 2018 teo ny lalao famaranana baolina kitra « Tournoi Foot à 11 » sokajy vehivavy nokarakarain’ny Tanora ao amin’ny FTMTK EKAR DISTRIKA Ambohimasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jolay 2018
Sport.Foot à 7 sy Foot à 9 eny Antanandrano Lasan’ny Ajax Androhibe sy ny Atm Andrononobe ny 400.000Ar

Nifarana tanteraka tamin’ny fanatontosana an’ireo famaranana roa ny alahady 15 jolay teo, teny amin’ny kianjan’ny 3Fa teny Antanandrano,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jolay 2018
Sport.Fikambanana Gasy 3MA-FM Nanomboka ny alahady teo ny « Tournoi de vacances »

Natomboka tamin’ny alahady 15 jolay 2018 teo tao amin’ny kianjan’i Mahazina Ambano any Antsirabe ny « Tournoi de vacances » andiany voalohany karakarain’ny fikambanana mpanao asa soa Gasy 3MA-FM tarihin’ny filoha nasionaliny, Randriarimalala Bien Aimé manana ny foibeny ao 67 ha Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy Malagasy Mitohy ny fandresena azon’ny Asot sy Askam

Teo amin’ny andro faha-4 amin’ny fifaninanana fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra vehivavy andro faha-4 amin’ny andiany faharoa tontosaina eny amin’ny kianjan’i Carion dia mbola tafavoaka ho mpandresy hatrany ny klioban’ny Asot Analamanga sy Askam Itasy mitarika an’isa vonjimaika hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2018
Sport.Mondial Russie 2018 Tompondaka eran-tany fanindroany ny Frantsay

Nifarana omaly alahady 15 jolay 2018 tao amin’ny kianja Loujniki any Moscou ny andiany faha-21 amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
FTT