Sport

BASIKETY


  • Sabotsy 04 Aogositra 2018




Miditra amin’ny andro faha- 24 sy faha-25  ny fifaninanani basikety faha-10 taonan’ny At2b “Andraisoro Tia Basket Ball” anio sabotsy 4 aogositra sy rahampitso alahady 5 aogositra 2018. Na dia hisy lalao ihany aza eny Andraisoro dia eny amin’ny kianjan’ny basikety Betongolo ambanin’ny dobo filomanosana no hanatanterahana ny ankamaroan’ireo lalao amin’ireo andro roa ireo ho an’ny senior lahy sy vavy, U 18G ary U 12G manomboka amin’ny 8:30-16:00.

 

 

RUGBY à XV

Hifanindran-dalana samy hotontosaina rahampitso alahady 5 aogositra ireo lalao rugby à XV “Finale Coupe de l’Indépendance 2018” miaraka amin’ny “Finale Face à Face ady omby mifahy » samy D-1 karakarain’ny Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby hotontosaina eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina sy ny « Finale Inter-Section ady omby mifahy » miaraka amin’ny « Super Coupe Analamanga » karakarain’ny Fikambanana Mazavaloha sy ny Analamanga Rugby etsy amin’ny kianja Malacam Antanimena. Lalao anisan’ny goavana ny an’ny Cnaps Sport # Tfa sy 3Fb # Tam.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT