- Alakamisy 02 Aogositra 2018
Sport.Fampiofanana Cecifoot Roa andro tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina
Nanome fampiofanana Cecifoot « baolina kitra ho an’ny manana fahasembanana ara-pahitana » nandritra ny roa andro, alatsinainy 30 sy talata 31 jolay 2018, ny Federasiona Malagasy ny Spaoro Paralympique tarihan’ny filohany Monja Dinar.
Hamaky ny tohiny