Sport

Poule des As « Thb League 2018 » Fosa Juniors sy Cnaps Sport no hisantatra azy


  • Alakamisy 02 Aogositra 2018

Ny lalaon’ny Fosa Juniors Boeny sy ny Cnaps Sport Itasy hotontosaina any Mahajanga no hisantatra an’ireo lalao Poule des As amin’ny

 
 “Thb Champions League Malagasy 2018” amin’ny sabotsy 04 aogositra izao raha ny an’ny Elgeco Plus Analamanga sy ny Fc Vakinankaratra hotontosaina etsy Mahamasina ny 23 septambra kosa no hamarana azy.

 

Fandaharan-dalao fenon’ny Poule de As 2018 :

04 aogositra 2018 – 14H30 : FOSA JUNIORS # CNAPS SPORT kianja Rabemananjara Mahajanga

05 aogositra 2018 – 14H30 : CNAPS SPORT # FC VAKINANKARATRA kianja Vontovorona

12 aogositra 2018 – 14H30 : ELGECO PLUS # FOSA JUNIORS kianjan’i Mahamasina

13 aogositra 2018 – 14H30 : FC VAKINANKARATRA # ELGECO PLUS Kianja Velodrome Antsirabe

19 aogositra 2018 – 14H30 : FC VAKINANKARATRA # FOSA JUNIORS Kianja Velodrome Antsirabe

19 aogositra 2018 – 14H30 : CNAPS SPORT # ELGECO PLUS kianja Vontovorona

02 septambra 2018– 14H30 : FOSA JUNIORS # FC VAKINANKARATRA kianja Rabemananjara Mahajanga

01 septambra 2018– 14H30 : ELGECO PLUS # CNAPS SPORT kianjan’i Mahamasina

16 septambra  2018– 14H30 : FC VAKINANKARATRA # CNAPS SPORT Kianja Velodrome Antsirabe

16 septambra 2018– 14H30 : FOSA JUNIORS # ELGECO PLUS kianja Rabemananjara Mahajanga

23 septambra 2018– 14H30 : CNAPS SPORT # FOSA JUNIORS kianja Vontovorona

23 septambra 2018– 14H30 : ELGECO PLUS # FC VAKINANKARATRA kianjan’i Mahamasina

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT