Sport

VOLLEY BALL


  • Zoma 03 Aogositra 2018

Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana amin’ny faran’ny herinandro izao ny fifaninanana volley-ball fiadiana ny ho tompondakan’ny


ligin’Analamanga taona 2018 sokajy D-1 lahy sy vavy, D-2 lehilahy ary Sokajy « Cadet ». Eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano no hanatanterahana ny lalao, araka ny fandaharana efa  voalahatra :  Vbcd #Jsa A ; Jsa  B # Asi ;  Cosfa # voara ; Gnvb #  Csa Anjanahary ;  Amvb  A  # Asi ; Vbcd # Afa ; Jmvb # Amvb ; Bias # Voara.


 

 

NEYMAR

Efa tonga any Frantsa indray ankehitriny ilay kalaza Breziliana Neymar ka niara-niatrika fanazarantena tamin-dry Angel Di Maria sy ry Thiago Silva sy Marco Verratt tao amin’ny kianja « terrain annexe du Stade de l’Université » ao Paris. Foana izany ny ahiahy hatreto fa tena nijanona nilalao ao amin’ny PSG amin’ity taom-pilalaovana ity i Neymar JR izay nisy nanely tsaho fa mety hifindra tatsy na taroa.


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT