• Zoma 13 Jolay 2018
Sport.Mondial Russie 2018 Tsy azo haseho an-tsary intsony ny vehivavy Sexy

Tsy mankasitraka intsony ny hampisehoana an-tsary (Gros Plan) amin’ny televiziona an’ireo vehivavy Sexy na andriambavilanitra maneho fitafy sahisahy mampihanjaka ny tenany eny am-pijerem-baolina manomboka izao ny FIFA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy andro faha-2 Mbola nandresy indray ny Asot Analamanga

Rehefa nitarika an’isa vonjimaika teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra vehivavy dingana faha-2 ny ekipan’ny Asot avy eto Analamanga dia mbola nandresy fanindroany indray ry zareo omaly alakamisy 12 jolay andro faha-2 teny Carion.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Sport.Kitra vehivavy tompondaka nasionaly Andro faharoa amin’ny dingana 2 anio

Miditra amin’ny andro faharoa sahady anio alakamisy 12 jolay ny fifaninanana baolina kitra vehivavy fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 dingana faha-2. Tsy miova fa eny amin’ny kianja sentetikan’i Carion hatrany no hanatanterahana ny fihaonana :

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Sport.Champions League Malagasy Hanomboka rahampitso ny dingana faharoa

Tsy hisalasalana intsony fa ho raikitra rahampitso zoma 13 jolay ka haharitra hatramin’ny alahady 22 jolay 2018, any amin’ny kianja maoderina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2018
Sport.Lalao famaranana Mondial 2018 Hifandona amin’i Frantsa i Croatie

I Croatie nandavo an’i Angleterre 2-1omaly alarobia 11 jolay alina tany amin’ny kianjan’i Loujniki any Moscou no hikatroka amin’ny telo soratra Frantsay eo amin’ny lalao famaranana amin’ny Mondial 2018 any amin’ity kianja ity ihany ny alahady 15 jolay 2018 manomboka amin’ny 6ora hariva Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy dingana faha-2 Montsan’ny Asot Analamanga 6-0 ny Som Boeny

Nahazoam-bokatra ny andro voalohany tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra vehivavy Malagasy notontosaina teny amin’ny kianja sentetikan’i Carion omaly talata 10 jolay 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT