• Sabotsy 21 Jolay 2018
Sport.Thb Champions League Malagasy Rahampitso alahady 22 jolay ny andro faha-5 farany

Hifarana rahampitso alahady 22 jolay 2018 amin’ny alalan’ny fantanterahana ny andro faha-5 ny dingana faha-2 amin’ny “Thb Champions League Malagasy 2018” araka ny fandaharana :

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Sport.Kitram-behivavy Malagasy 2018 Tontosa ny andro faha-4 ny dingana faha-2

Tontosa omaly zoma 20 jolay 2018 ny andro faha-4 ny dingana faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 eo amin’ny baolina kitra vehivavy Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2018
Sport.Rallye de Mangoro 2018 Ny fiara Karenjy Mazana II no laharana « 00 »

Handray anjara amin’ny rallye de Mangoro 2018 karakarain’ny Tasamm ho tontosaina ao Moramanga anio zoma 20 sy rahampitso sabotsy 21 ary ny alahady 22 jolay 2018 izao ny fiara pick-up Mazana II vokarin’ny orinasa Malagasy Karenjy ka hitondra ny laharana « 00 »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2018
Sport.Rugby à XV eny amin’ny kianja ANS Ady omby mifahy 4 be no atolotry ny FTMRAT

Hafana tokoa ny eny amin’ny kianja Ans Complexe Ampefiloha amin’ny alahady faha-22 jolay ho avy izao amin’ireo lalao rugby karakarain’ny FTMRAT “Fikambanan’ny Tanora Mpanao Rugby Ambany Tanàna”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2018
Sport.Kitram-behivavy dingana faha-2 andro faha-5 Lavon’ny Askam tamin’ny “tirs au but” nyAsot sy Askam omaly

Lavon’ny Askam Itasy tamin’ny “tirs au but” 4-3 omaly alarobia 18 jolay, teny Carion, teo amin’ny andro faha-5 amin’ny dingana faha-2 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 amin’ny baolina kitra vehivavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Jolay 2018
Sport.Thb Champions League Malagasy Montsan’ny Ajesaia Bongolava 11-0 ny Fils d’Elephant Anosy

Niavaka indray omaly alarobia 18 jolay teo amin’ireo vokatry ny lalao baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018,

Hamaky ny tohiny
FTT