- Talata 24 Jolay 2018
Sport.Atletisma Tompondakan’i Madagasikara 2018 Mbola nanjakan’ny tanoran’Atsimo Andrefana indray
Mbola nanjakan’ireo tanoran’ny Faritra Atsimo Andrefana toy ny tamin’ny taon-dasa 2017 indray ny fifaninanana atletisma fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara latsaky ny 20 taona notontosaina teto Antananarivo ny 20,21 ary 22 jolay lasa teo.
Hamaky ny tohiny