- Zoma 27 Jolay 2018
Sport.Fifaninanana nasionaly ASIEF 2018 Vonona amin’ny fandraisana ny hetsika i Toamasina
Nambaran’ny filoha nasionalin’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires),
Hamaky ny tohinyNambaran’ny filoha nasionalin’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires),
Hamaky ny tohinyRaikitra ary hotontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano rahampitso sabotsy 28 sy amin’ny alahady 29 jolay 2018 ny « Challenge ceinture marron » sokajy sénior lahy sy vavy sy ny « Open Cadet/Junior » karakarain’ny sampana federaly karate-do Fihezama tarihan’ny filohany Randretsa Faly.
Hamaky ny tohinyMiato ny Fety de BASKETY e ! fanamarihana ny faha-10 taona ny AT2B “Andraisoro Tia Basket Ball”, hoy i Pascal Rasaony mpikarakara, ny andron'ny sabotsy 28 jolay sy alahady 29 jolay 2018 ho fiombonam-po amin’ny fampiantranoan'i Madagasikara ny hetsika “basket Fiba 3x3 Africa Cup Qualifiers 2018"
Hamaky ny tohiny4 andro mialoha ny hiatrehana ny lalao basikety Africa Cup Qualifiers etsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, hahazoana hiatrika ny famaranana hatao any Lomé Togo amin’ny novambra 2018, ho an’ny vondrona A misy an’i Madagasikara mpampiantrano ka handraisana vahiny Afrikanina toa an’i Egypte, Ouganda, Rdc, Seychelles,
Hamaky ny tohinyTsy ara-dalàna avokoa, hoy ny K2HB « Komity Hamerina ny Hasin’ny Baolina Kitra Malagasy” tarihan’Atoa Ramasy « Jean-Ignace Randrianirina » nivory tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo teto Antananarivo,
Hamaky ny tohinyNambaran’ny filoha nasionalin’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires),
Hamaky ny tohiny