Sport

Ajesaia U 16 Handray anjara amin’ny “Gothia Cup China”


  • Sabotsy 04 Aogositra 2018

Handray anjara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena eo amin’ny baolina kitra antsoina hoe “Gothia Cup China”, hatao any Chine ny 7 ka hatramin’ny 21 aogositra ho avy izao, ny ekipan’ny AJESAIA- U16.

 

Tonga nangataka tso-drano tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny Lapan’ny tanànan’Analakely, izy ireo notarihan’ny filohan’ity klioba ity, Jasmina Ravelonarivo, omaly zoma 3 aogositra 2018. Sady nahazo ny tsodrano  niriany ny Ajesaia U 16 no nahazo hafatrafatra ny hitandroan’izy hatrany ny toe-tsaina ara-panatanjahantena “esprit Sporti” mendrika eo am-piarovana ny voninahi-pirenena Malagasy sady mbola nomen-dRtoa ben’ny tanàna vatsin-dalana ihany koa.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT