- Alatsinainy 30 Jolay 2018
Sport.ASIEF Rugby Analamanga Ny Minsan no nandrombaka ny amboara
Namarana ny fifaninanana tao aminy ny sabotsy 28 jolay teo tetsy amin’ny kianja Hjra Ampefiloha ny Asief Rugby Analamanga
Hamaky ny tohinyNamarana ny fifaninanana tao aminy ny sabotsy 28 jolay teo tetsy amin’ny kianja Hjra Ampefiloha ny Asief Rugby Analamanga
Hamaky ny tohinyNotontosaina tetsy amin’ny kianjan’i Malacam Antanimena omaly alahady 29 jolay ireo lalao rugby à XV ankatoky ny famaranana amin’ny hetsika fankalazana ny faha-15 taonan’ny fikambanana Tambohobe tarihan-Rabenjamina Willy miady amin’ny herisetra.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly alahady 29 jolay tao amin’ny kianja St François-Xavier aro Port Louis Maurice ny lalao famaranan’ny fifaninanana Cosafa U 17 taona 2018.
Hamaky ny tohinyNy ekipan’Analamanga Elgeco Plus sy Uscafoot no tafita voalohany hiatrika ny 1/4-dalana eo amin’ny fiadiana ny
Hamaky ny tohinyNampahafantarin’Andriambololona Harison filoha nasionalin’ny klioba Red Dog Scoot izay mifandray mivantana amin’ny Red Dog Amc any Frantsa hotanterahina eny amin’ny SRK Imerintsiatosika rahampitso
Hamaky ny tohinyNavoakan’ny FMBB « Federasion’ny Basikety Malagasy » omaly zoma fa ny mpilalao lehilahy Mandimbison Constant Fabrice,
Hamaky ny tohiny