Sport

PSG


  • Alakamisy 09 Aogositra 2018

Noraisin’ny ekipan’ny PSG tamin’ny fomba niavaka sy tsy nampoizina ary nanetriketrika ireo Frantsay 3 mirahalahy tompondaka eran-tany milalao ao aminy,


Alphonse Areola, Presnel Kimpembe ary Kylian Mbappé, tamin’ny fiverenan’ny ekipa namonjy fanazarantena tany Camp des Loges. Fresques, places de parking... tamin’ity herinandro ity.


 

KEPA  ARRIZABALAGA

Nambaran’ny ekipan’ny Athletic Bilbao omaly alarobia 08 aogositra fa eken’izy ireo ny hamotsotra an’ilay mpiandry harato Espaniola 23 taona milalao ao aminy, amin’ny sandany 80 tapitrisa euros “320 lavitrisa ar”. Izy izany ankehitriny no mpiandry harato lafo vidy indrindra teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra eran-tany. Na dia tsy nambaran’ny Athletic Bilbao aza ny ekipa nividy an’ity mpiandry harato ity dia fantatra tamin’ny serasera nandeha fa ny ekipan’i Chelsea izany.


 

USAIN BOLT

Fantatra fa hiatrika fanazarantena mandritra ny fotoana tsy voafetra hiaraka amin’ny ekipa mpilalao baolina kitra  Aostraliana Central Coast Mariners  ilay kintan’ny hazakazaka 100 m eran-tany, Usain Bolt. Mbola baraingo kosa aloha ny hoe : tena hiakatra kianja hilalao tokoa ve izy amin’izany ? Ny hilalao ao amin’ny klioba nandrian’ny fony dia i Manchester United anefa no tena mba niriany.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT