Sport

Volley Ball Analamanga Ireo tafavoaka hanao ankatoky ny famaranana


  • Talata 07 Aogositra 2018

Fantatra tamin’ny vokatr’ireo lalao 1/4-dalana notontosaina ny sabotsy 4 sy alahady 5 aogositra

 

 teo teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ireo ekipa tafita hiatrika ny lalao 1/2-dalana eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga taranja Volley Ball sokajy 1DM sy 1 DF ary 2DM sy CF izay ho tontosaina amin’ny sabotsy 11 sy alahady 12 aogositra izao etsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.

 

Ireo vokatry ny 1/4-dalana :

1DM : Jsa (A) – Vbcd (3-1) ; Jsa (B) – Asi (3-0) ; Gnvb – Csa (3-0) ; Cosfa – Voara (3-0)

1DF:Amvb (b) – Jmvb (3-1) ; Bi’As – Voara (3-0) ; Asi – Amvb (3-0) ; Vbcd – Afa (3-0)

2DM : Vbcjk – Hzma (3-1) ; Pole A – Jsa (3-0) ; Sdv – Vbcd (3-0) ; Avb – Mvbc (3-1)

CF : Asi – Squad (3-1) ; Gnvb – Vbcd (3-0) ; 3Fans – Afa (3-0) ; Ccvb – Bi’As (3-1)

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT