Sport

TENISY WTA


  • Talata 07 Aogositra 2018

Navoakan’ny WTA omaly alatsinainy 6 aogositra 2018 ny filaharan’ireo mpilalao tenisy matihanina eran-tany izay tsy nahitana fiovana firy loatra amin’ny teo aloha fa mbola mitarika an’isa hatrany ilay kalaza avy any Roumania, Simona Halep.

1-Simona Halep (ROU) 7 511 points
2- Caroline Wozniacki (DAN) 6 660 points
3- Sloane Stephens (USA) 5 492 points
4- Angelique Kerber (ALL) 5 305 points
5- Elina Svitolina (UKR) 5 020 points

 


   

TENISY ATP

 

Torak’izany ihany koa isaky ny fiandohan’ny herinandro dia misy koa ny filaharan’ireo mpilalao tenisy lehilahy avoakan’ny ATP izay tsy nahitana fiovana firy ihany koa afa-tsy ny fifanakalozan-toerana eo amin’ilay Bolgara Dimitrov sy ilay Afrikana Tatsimo  Anderson laharana faha-5 sy faha-6 amin’ny Top 10.

1- Rafael Nadal (ESP) 9 310 points
2- 
Roger Federer (SUI) 7 080 points
3- Alexander Zverev (ALL) 5 665 points
4- Juan Martin del Potro (ARG) 5 455 points
5- Grigor Dimitrov (BUL) 4 610 points (+1)


 

CRISTIANO RONALDO

 

Na dia mbola tsy nilalao iray minitra akory tao amin’ny ekipan’ny Juventus de Turin any Italia hilalaovany amin’ity taom-pilalaovana ity aza ilay kalaza Paortiogey “Cristiano Ronaldo” izay nosandain’ity klioba ity lelavola 105 tapitrisa euros no fifindrany tao aminy dia efa azo ambara fa nampidi-bola be sahady ho an’ny Juventus izy satria dia efa tapitra lafo avokoa ny akanjo filalaovana marika Adidas niisa 55 000 natonta ka ahitana ny laharana faha-7 mampalaza azy.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT