- Alarobia 01 Aogositra 2018
Sport.Rugby Amboaran’ny Ben’ny tanàna Raikitra ny andiany voalohany
Araka ny fanazavana nomen’ny tanànan’Antananarivo notarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ny mpanao gazety tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly talata 31 jolay 2018 dia hotontosaina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny 12 sy 19 ary 26 aogositra 2018 izao ny andiany voalohany amin’ny “Amboaran’ny Ben’ny tanàna” eo amin’ny taranja rugby à XV.
Hamaky ny tohiny