Sport

FIHEZAMA


  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018

FIHEZAMA


 

Xfanatanjahantena Mahamasina ny zoma 10 aogositra 2018 teo ny amin’ny fanapariahana ny fomba fitaizana Fihezama manerana ny nosy. Amin’ny faha-28 sy 29 ary 30 septambra indray mihaona amin’ny famaranana an’ity fankalazana ity miaraka amin’ny Ficep “Federation Internationale Chretienne d’Education Physique” sy ny Fscf “Federation Sportive et Culturelle de France.

 


SESAM

Nahaliana ny maro tokoa ilay hetsika SESAM « Sports Extrêmes et Salon des Arts Martiaux » nokarakarain’ny SEHO nandritra ny 3 andro (zoma 10, sabotsy 11 ary alahady 12 aogositra 2018) tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Niezaka nampahafantatra tamin’ny antsipirihany an’ireo taranja nosahininy avy ireo taranja haiady niisa 12 eto amintsika (Judo, karate, Jiu-jitsu, Kapoera, Hartema) fa nahaliana ny mpijery tonga maro ihany koa ny nahafantatra an’ireo “Sports Extrêmes” toy ny Skaterboard, ny Roller, ny Parkour, ny Foot Frestyle ary ny Parapente.


KAOMININA ANTSIRABE

Toy ny isan-taona dia hisy indray ireo fiara hitatitra maimaimpoana ireo kilonga hanala fanadinam-panjakana CEPE amin’ity taona ity 2018 ao antampon-tanànan’Antsirabe. Miainga eny Talata Andraikiba mihazo an’i Tsivatrinikamo,Mandriankeniheny, Fiadanana,Tetezana sahatsiho Androvakely, Ambohimanga sns… Samy miainga amin’ny 6 ora maraina ireo fiara ireo.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT