- Zoma 03 Aogositra 2018
Sport.Ligin’ny basikety Analamanga Hanangana ny seksion’i Manjakandriana tsy ho ela
Nambaran’ny filohan’ny ligin’ny basikety eto Analamanga, Rasolomalala Fidy, tetsy amin’ny biraony etsy amin’ny “Sous-gradiin Mahamasina” omaly alakamisy 02 aogositra fa hanangana ny seksion’ny basikety baolina any Manjakandriana tsy ho ela ity ligy tarihiny ity.
Hamaky ny tohiny