Sport

BORIBORINTANY FAHA-6


  • Talata 14 Aogositra 2018

Ankizy mpianatra miisa 550 hanala ny fanadinana CEPE 2018 anio talata 14 aogositra avy ao amin’ny boriborintany faha-6 eny


Ambohimanarina ka nisoratra anarana teny amin’ny Fjkm Anosivavaka taorian’ny fanompoam-pivavahana ho fangataham-pitahiana ho azy ireo no notolorana fitaovana hoenti-miatrika ny fanadinana dia “trousse” iray avy misy stylos, règle, gomme ary crayon sy boky kely iray ao anatiny avy amin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly alatsinainy 13 aogositra teny Anosisoa biraon’ny Boriborintany faha-6. Tamin’io alahady io dia efa nahazo “chocolat” tamin-dRtoa Solombavambahoaka TIM, Rasoanoromalala Horace ihany koa izy ireo.


 

ESPAGNE

Nandrombaka ny amboara voalohany ho azy tamin’ity taom-pilalaovana vaovao ity any Eoropa ny ekipan’ny Barça dia ny amboaran’ny Super Coupe Espaniola andiany faha-35 noho ny baolina faharoa tafiditr’ilay Frantsay Ousmane Dembélé milalao ao aminy teo amin’ny minitra faha-78 raha nihaona tamin’ny ekipan’i Séville izy ireo tamin’ny alahady teo.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT