• Alakamisy 28 Jona 2018
Sport.Thb Champion’s League Malagasy Niraradraraka ny baolina maty tany Mahajanga

Niraradraraka ny baolina maty tany Mahajanga teo amin’ny andro faha-3 amin’ny dingana voalohan’ny Thb Champion’s League Malagasy. Ny Cnaps Sport Itasy 7 – 0 Jaolahin’i Iharana SAVA ; Fc Metal DIANA 7 – 0 Fc Maeva Betsiboka ; Fosa Juniors Boeny 6 – 0 Tam Port Berger Sofia.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Mondial 2018 – Dingan’ny 1.8 ndalana Hifandona i France sy Argentine

Ny sabotsy 30 jolay ho avy izao no hiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana ny fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny baolina kitra any Rosia ka hanokatra izany ny fihaonan’i Frantsa sy Argentine.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2018
Sport.Rallye Nankang ASACM 2018 Rivo sy Ando nitondra Subaru R4 no nahery

Rivo sy Ando na Randrianarivony Rivo sy Randrianarivony Ando nitondra ny fiara Sibaru Impreza n° 6 “classe R 4”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2018
Sport.Basket tompondaka nasionaly 3X3 Nahery ny Mb2All sy Fandrefiala ny U 14 ary Gnbc sy Sbbc Sénior

Tsy tonga ny ekipa Seychellois (Forfait) tokony hifanandrina amin’ny ekipa Malagasy tamin’ny “AFROBASKET U18 MEN 5x5” teny Ankatso amin’ny fifanintsanana aty amin’ny “Zone 7”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2018
Sport.Thb Champion’s League Malagasy Vokatry ny andro faha-2 alahady 24 jona

Nahazoam-bokatra indray ny andro faha-2 eo amin’ny dingana I ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra Malagasy na ny Thb Champion’s League Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2018
Sport.Mondial 2018 J Montsan’i Angleterre 6-1 i Panama

Tamin’ireo lalaon’ny faran’ny herinandro teo dia nisongadina indrindra ny nanamontsanan’ny Anglisy 6-1 an’i Panama ka baolina matin’i Kane avokoa ny 3 tamin’ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT