Sport

Volley-ball Analamanga Ekipan’ny GNVB 6 be izao no hiatrika famaranana


  • Talata 14 Aogositra 2018

Tontosa tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny sabotsy 11 sy alahady 12 aogositra teo ireo lalao ankatoky ny famaranana rehetra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga

 

2018 taranja Volley-Ball afa-tsy ny an’ny sokajy 1DM izay haverina amin’ny andro manaraka noho ny nisian’ny fanakorontanana nataon’ny mpijery tamin’ny lalaon’ny sabotsy ary noho ny fahataran’ny lalao loatra tamin’ny lalao ny alahady. Marihana fa amin’ny sabotsy 25 sy alahady 26 aogositra izao ao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ihany no hanatanterahana ireo lalao famaranana rehetra.

Voka-dalao ankatoky ny famaranana azo :

BF :  Bi’As 2 –  0 Vbcd  (25-08 / 25- 10) ; Asi  2 –  0 Gnvb (25-18 / 25-20)

BG : Gnvb 2 – 0 Vbcd  (25-13 / 25-19)  ; ASI 2 – 0 Afa  (25-13 / 25- 06)

MF : Gnvb 2 – 0  AFA  (25-18 / 25-14) ; Bi’As 2 –  1 Ccvb  (19-25 / 25-07/ 15-08)

CF: Gnvb 3 – 0 Asi  (25-17/ 25-19/ 25-20) ; 3Fans 3 – 2 Ccvb  (25-19/ 25-27/ 23-25/ 25-13/ 15-09)

CG : Gnvb 3 – 0 Afa  (25-14/ 25-07/ 25-12) ; Asi 3 – 2. 3Fans ( 25-23/ 20-25/ 25-17/ 19-25/ 15-13)

JF: Vbcd 3 – 0 Squad  (25-05/ 25-17/ 25-10) ; Gnvb 3 – 0 Asi (25-23/ 25-22/ 25-21)

JG: Gnvb 3 – 0 Avb  (25-21/ 25-23/ 26- 24) ; Vbcd 3 – 1 Asi (26-24/ 32-34/ 25-20/ 27-25)

2DM: Avb 3 – 2 Sdv  (22-25/ 17-25/ 27-25/ 25-20/ 15-11) ; Pole A. 3 – 0 Vbcjak  ( 25-12/25-17/25-23)

SD: Bi’As 3 – 0 Amvb (B)  (25-14/ 25-16/ 25-16) ; Vbcd 3 – 0 Asi  (25-20/ 25-16/25-14)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT