Voka-dalao andro faharoa fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara any Nosy-be :
Veterans Vehivavy
VIBB'S (Vakina) # FOBB (A/manga) : 21 – 17 ; COMMUNE (Diana) # ABBCM (Al/Man): 65 – 30 ; SCF FInance (Boeny) # BCFA (Diana): 71 – 47 ; ASCUT (A/nanana) # ASF (A/manga): 30 – 48
U14 Zazavavy
SEPA (Bongolava) # BCNA (A/manga): 25 – 13 ; CRJS (A/nanana) # JCBA (A/manga): 53 – 60 ; MBALL (A/manga) # ASCUT (A/nanana): 49 – 38 ; N'JIT (Sava) # SEPA ABM (Boeny): 29 - 38
U14 Zazalahy
ASCUT (A/nanana) # JCBA (A/manga): 79 - 52
JSB (Boeny) # BCSM (A/manga): 35 - 30
COSMOS (Diana) # FANDREFIALA: 39 -53
BAOLINA KITRA
Araka ny filaharana farany navoakan’ny FIFA tamin’ny herinandro lasa teo iny dia mitana ny laharana voalohany maneran-tany eo amin’ny baolina kitra ankehiriny i La Frantsa manana isa 1726 ary niakaratra laharana 6 be izao. Faharoa manaraka azy i Belgique isa 1723. Fahatelo i Brezila manana isa 1657 nidina filaharana 1. Croatie sy Uruguay no laharana faha-4 sy faha-5 manana isa 1643 sy 1627.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.