- Talata 07 Aogositra 2018
Sport.ASIEF Famaranana tsipy kanetibe olo-3 miaraka Hotanterahina amin’ny faran’ny herinandro izao eny Ankatso
Ny famaranana amin’ny fifaninana Tsipy kanetibe rejionaly Asief Analamanga natokana hoan’ny olon-droa miaraka ihany no tontosa teny amin’ny “Boulodrôme Ankatso” ny sabotsy 04 aogositra 2018 teo ka nahitana ny fandresen’i Yves sy Mparany avy ao amin’ny Oniversite Ankatso an’i Toky sy Manitra 11-8 avy amin’ny Mesupres.
Hamaky ny tohiny