Sport

Telma Coupe de Madagascar CNaPS Sport sy Elgeco Plus no tafavoaka tany Mahajanga


  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018

Tontosa ny sabotsy 25 sy omaly alahady 26 aogositra ireo lalao ¼-dalana amin’ny Telma Coupe de Madagascar notontosaina tany Mahajanga.

 

Tafita hiady ny ankatoky ny famaranana an-daniny ny CNaPS Sport Analamanga nandresy ny Fosa Juniors Boeny tamin’ny Tirs au but (2) 0 – 0 (4), ary an-kilany ny Elgeco Plus Analamanga nandavo ny Hzam Amparafaravola Alaotra Mangoro 2-0. Izy ireo izany no hanampy ny As Adema Analamanga sy ny Uscafoot Analamanga tafakatra teo Antananarivo tamin’ny zoma 24 aogositra teo.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT