Sport

Amboaran’ny Ben’ny tanàna Nomena marim-pakasitrahana koa ireo nahavita be


  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018

Ankoatra ny fanolorana an’ireo amboara maro natolotry ny ben’ny tanàn’Iarivo, Lalao Ravalomanana,

nivantana tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina omaly alahady 26 aogositra tamin’ny famaranana an’ilay hetsika Amboaran’ny Ben’ny tanàna 2018, dia nisy ihany koa ny fanolorana marim-pankasitrahana hoan’ireo nahavita be teo amin’ity taranja mba tsy hisian’ilay fitenenana intsony manao hoe : “rehefa maty vao ra-malala”.

 

Voka-dalao rehetra teny Mahamasina omaly alahady :

Sokajy vehivavy : Rosa Club 37 – 00 Balami ; Uasc 41 – 10 Matadorea  ; 3Fb 28- 12 Jsm

Famaranana sokajy elite 1 : GA – Tfma Ankasina 23 – 18 XV Family Vondrona  ;  GB – Jsta Ambondrona 17 – 06 Matadorea Anosipatrana

Match de défi : Uscar Fivondronana 9 – 8 Cnaps Rugby  ;  Ftm Manjakaray 17 – 12 Tfa Anatihazo

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT