Telma Coupe de Madagascar Hihaona amin’ny 1

2-dalana ny As Adema sy Uscafoot


  • Sabotsy 25 Aogositra 2018

Tafavoaka ho mpandresy tamin’ireo lalao 1/4-dalana amin’ny Telma Coupe de Madagascar notontosaina tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, omaly zoma 24

 

aogositra 2018, ny As Adema A/manga izay nandavo ny Fc Ilakaka Ihorombe tamin’ny 2-0 sy ny Uscafoot A/manga nandresy ny Cosfa A/manga tamin’ny “tirs au but” 3-2 raha nirava ady sahala 2-2 ny roa tonta teo amin’ny 120 mn ara-dalana. Ireto ekipa 2 an’A/manga ireto izany no hihaona amin’ny manasa-dalana voaloha amin’ity TCM 2018 ity izay ho tontosaina amin’ny 30 septambra 2018 ho avy izao . Izay mandresy amin’ny 1/4-dalana ho tontosaina any Mahajanga rahampitso kosa no hifandona amin’ny manasa-dalana faharoa amin’io andro io.

 

Ntsoavina Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT