• Alarobia 11 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy dingana faha-2 Montsan’ny Asot Analamanga 6-0 ny Som Boeny

Nahazoam-bokatra ny andro voalohany tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny baolina kitra vehivavy Malagasy notontosaina teny amin’ny kianja sentetikan’i Carion omaly talata 10 jolay 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Jolay 2018
Sport.Mondial 2018 Hiatrika famaranana i Frantsa

I Frantsa no tafita voalohany hiatrika ny lalao famaranana amin’ny Mondial 2018 atao any Rosia rehefa nandresy an’i Belzika 1-0 tao amin’ny kianjan’i Saint-Petersbourg omaly talata 10 jolay alina. Baolina matin’i Umtiti teo amin’ny minitra faha-51.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra Vehivavy Malagasy Hanomboka anio eny Carion ny dingana faha-2

Hanomboka anio talata 10 jolay 2018 eny amin’ny kianja sentetikan’i Carion ny dingana faha-2 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra vehivavy ka tsy hifarana raha tsy ny 22 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Sport.Mondial 2018 Narodan'i Croatie ny nofinofin'i Russie

Nahintsan'i Croatie tamin'ny "tirs au but" 4-3 tamin'ny lalao ampahefa-dalana farany notontosaina ny sabotsy alina teo i Russie mpampiantrano rehefa nisaraka ady sahala 2-2 ny roa tonta taorian'ny fanalavam-potoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Sport.Rugby teny amin’ny kianjan’i Makis Rava tsy lera ny fihaonan’ny Asa st XV Avenir

Raha nizotra antsakany sy andavany ireo lalao rehetra nokarakarain’Atsimondrano sy « Comité Technique Tanà-Ville »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Sport.« Telma Coupe de Madagascar 2018 » Misongadina ireo ekipa vaventy

Nahazoam-bokatra ny ampahany vitsivitsy tamin’ny 1/16-ndalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara na ny Telma Coupe de Madagascar 2018. Nisongadina tamin’ireo vokatra azon’ny Tia Tanindrazana ny fisongadinan’ireo ekipa lehibe efa fanta-daza sy efa zatra mandray anjara amin’ity fifaninanana ity. Ireo vokatra azo :

Hamaky ny tohiny
FTT