• Talata 28 Aogositra 2018
Sport.Fifidianana filohan’ny FMF Hotanterahina amin’ny 27 oktobra 2018

Efa namolavola daty hanatanterahana ny fifidianana izay ho filoha vaovao hitantana ny FMF “Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sport.Volley-ball ASIEF 2018 Raikitra ny fiadiana ny amboara

Taorian’ireo lalao famaranana tenisy notontosaina tamin’ny heriny teny amin’ny kianja filalaovana tenisy eny Ankatso ka natrehan’ny filohan’ny Antenimirandoholona ka nahafantarana an’ireo tompondakan’ity taranja ity eto Analamanga toa an-dry Hanitriniony Lanto UA (Simple Dames),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sport.Basikety katita Malagasy Ny Critérium U12 no handimby ny Championat U14

Nifarana ny alahady 26 aogositra teo tany Nosy-Be Hellville ny fiadiana ny ho tompondaka nasionalin’ny taranja basikety sokajy U 14 zazalahy sy zazavavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Sport.Coupe de Vacances 2018 Any Mahajanga indray mihaona

Nifarana omaly alahady 26 aogositra 2018 ny fifaninanana baolina kitra niadiana ny amboara « Coupe de Vacances 2018 » nokarakarain’ny klioba 3FA teny amin’ny kianjan’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny 20-26 aogositra 2018 ka nanasongadinana indrindra ny talentan’ireo katitakely sy tanora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Sport.Volley-ball Asief 2018 Raikitra indray ny fiadiana ny amboara

Taorian’ireo lalao famaranana tenisy notontosaina tamin’ny heriny teny amin’ny kianja filalaovana tenisy eny Ankatso ka natrehan’ny filohan’ny Antenimirandoholona ka nahafantarana an’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Sport.Ralley du Boeny 2018 Norombahin’i Tahina sy Baovola

Norombahin’ny ekipazy Tahina sy Baovola Cl.M12 nitondra ny Subaru Impreza n°5 ny Rallye du Boeny 2018 izay andiany faha-13 amin’ny fifaninanana nokarakarain’ny TMF Rallye.

Hamaky ny tohiny
FTT