Sport

Ralley du Boeny 2018 Norombahin’i Tahina sy Baovola


  • Alatsinainy 27 Aogositra 2018

Norombahin’ny ekipazy Tahina sy Baovola Cl.M12 nitondra ny Subaru Impreza n°5 ny Rallye du Boeny 2018 izay andiany faha-13 amin’ny fifaninanana nokarakarain’ny TMF Rallye.

Azon’izy ireo koa ny dingana faha-4 amin’ny fiadiana ho tompondakan’i Madagasikara amin’ity taranja ity taona 2018. Nanaraka an-dry zareo tao nitana ny laharana faha-2 ny ekipazy Tanjona sy Patblock cl.M12 mbola nitondra Subaru Impreza n°11. Faha-3 ny ekipazy Mathieu sy Tsiresy cl.M13 nitondra Nissan n°12. Faha-4 ny ekipazy Teddy sy Herman cl.M13 nitondra Ford Ranger n° 13 ary faha-5 ny ekipazy Kamikaz sy Najo cl.M12 nitondra Subaru Impreza n°99. Nanjakan’ny Subaru Impreza izany tamin’ny ankapobeny ity fifaninanana tany Mahajanga ity araka io vokatra azo io.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT