- Sabotsy 01 Septambra 2018
Kitra-Tournoi Dandjy.3FA Hanomboka ny 3 septambra ao Mahajanga
Hotontosaina any amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga ny 3 ka hatramin’ny zoma 7 septambra 2018 ny andiany faha-8 amin’ny « Tournoi Dandjy/3FA » natokana ho an’ny sokajy U10, U13, U15, U17, U20 ary ny sokajy vehivavy.
Hamaky ny tohiny