Sport

Basikety U14 zazavavin’Amoron’i Mania Afaka hiatrika ny BEPC any Manandriana


  • Zoma 31 Aogositra 2018

Tafaverina soa amantsara any Ambatomarina Manandriana fiaviany ireo mpilalao basikety sokajy U 14 zazavavy solontenan’ny Faritra Amoron’i Mania rehefa avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly U 14 tany Nosy-Be Hell-Ville ny 18-26 aogositra 2018 lasa teo.

Izao fiverenana izao no tontosa ka hahafahan’ireo kilonga vavy sasany ao amin’ity ekipan’i Manandriana ity hiatrika am-pitoniana ny fanadinana BEPC amin’ny alatsinainy 3 septambra izao dia tao ny fanampiana nataon’ny minisitry ny fampianarana teknika sy fanofanana araka asa, Rahantasoa Lydia avy amin’ny TIM sy ny talen’ny kabinetrany Rtoa Raharimampionona, ka dia hanehoan’ireo mpitantana ny klioba sy ireo raiamandreny ao aminy fisaorana feno azy ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT