Sport

Beach Soccer Malagasy Manomantena fatratra ihany koa


  • Alakamisy 30 Aogositra 2018

Efa miandrandra fatratra ny lalao hifanandrinana amin’ny ekipam-pirenena Senegaley etsy Mahamasina amin’ny 09 septambra ho avy

 

 

izao eo amin’ny fifanintsanana hahazoana hiatrika ny CAN 2019 hatao any Cameroun ny mpitia baolina kitra Malagasy sy ny Barea de  Madagascar ankehitriny. Anisan’ny  manoman-tena fatratra ihany koa ny ekipa nasionaly Malagasy eo amin'ny taranja Beach Soccer izay hifandrina amin’i Mozambika any Maputo ny 09 septambra 2018 amin’ny lalao mandroso (ny 22 septambra any Mahajanga ny lalao miverina) eo amin’ny fifanintsanana hahazoana miatrika ny CAN Beach Soccer 2018 hotontosaina any Egypta. Efa andro maromaro izy ireo no nivondrona tao Mahajanga. 

 

Ntsoavina Evariste



Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT