• Alatsinainy 16 Jolay 2018
Sport.Mondial Russie 2018 Tompondaka eran-tany fanindroany ny Frantsay

Nifarana omaly alahady 15 jolay 2018 tao amin’ny kianja Loujniki any Moscou ny andiany faha-21 amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2018
Sport.Thb Champions League Malagasy 2018 Lavon’ny Tam Port Berger 2-1 ny Elgeco Plus

Nisongadina indrindra teo amin’ireo vokatry ny lalao andro faha-2 ny “Thb Champions League Malagasy” notontosaina tany Fianarantsoa sy tetsy Vontovorona ny faharesen’ny Elgeco Plus nanoloana ny Tam Port Berger Sofia ary koa ny fahalavoan’ny Jet Mada Itasy nanoloana ny Fosa Juniors Boeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Jolay 2018
Sport.Rugby Silver Cup 2018 Lavon’i Zambie 31-29 ny Makis Malagasy

Mijanona eo amin’ny Vondrona B misy azy i Madagasikara fa lavon’i Zambie 31-29 teo amin’ny famaranana “Zone sud” tamin’ny sabotsy teo tany Lusaka Zambie.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Sport.Mondial 2018- Ady laharana faha-3 Hafotaka ny fifandonan’i Belgique sy Angleterre

Somary adinodinon’ny rehetra na hoe takon’ny lalao famaranana hihaonan’i France sy Croatie rahampitso alahady 15 jolay nefa dia tena lalao hiady dia hiady tokoa ny fiadiana ny laharana faha-3 na « petite finale »

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Sport.Thb Champions League Malagasy Montsan’ny Fosa Juniors Boeny 12-0 ny Fca Alaotra Mangoro

Nisongadina indrindra tamin’ireo vokatra azo teo amin’ny andro voalohan’ny “Thb Champions League Malagasy” dingana faha-2 notontosaina tany Fianarantsoa sy tetsy Vontovorona omaly zoma 13 jolay 2018 ny nanamontsanan’ny Fosa Juniors Boeny 12-0 ny Fca

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Jolay 2018
Sport.3è JAJ Alger 2018 Hanainga rahampitso alahady izao ny delegasiona Malagasy

Hanainga rahampitso alahady 15 jolay hihazo an’i Alger hanatanterahana ny JAJ “Jeux Africains de la Jeunesse” andiany faha-3 ny delegasiona Malagasy misy olona 30 izay ahitana atleta miisa 27 ka ao anatiny ny Dsf Rakotozafy Rosa.

Hamaky ny tohiny
FTT