- Sabotsy 01 Septambra 2018
Sport.Kitra-« Poule des As » Vonona hatrany ny Elgeco Plus
Anio sabotsy 01 septambra 2018 no hotontosaina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny lalao « Poule des As » andro faha-4
Hamaky ny tohinyAnio sabotsy 01 septambra 2018 no hotontosaina etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina ny lalao « Poule des As » andro faha-4
Hamaky ny tohinyVoahosotra ho tompondakan’ny baolina kitra ASIEF « Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires »
Hamaky ny tohinyTonga nitondra fisaorana ho an’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly alakamisy 30 septambra ireo ankizy mpianatra,
Hamaky ny tohinyHo famaranana ny lalao rugby nentina nankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny fikambanana Tambohobe miady amin’ny herisetra dia omby roa sy loka lehibe iray no hatolotra ho an’ireo mpandresy etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina
Hamaky ny tohinyTetsy amin’ny kianja ivelany ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly alakamisy 30 aogositra no nanokafan’ny talen’ny
Hamaky ny tohinyTafaverina soa amantsara any Ambatomarina Manandriana fiaviany ireo mpilalao basikety sokajy U 14 zazavavy solontenan’ny Faritra Amoron’i Mania rehefa avy niatrika ny fiadiana ny ho tompondaka nasionaly U 14 tany Nosy-Be Hell-Ville ny 18-26 aogositra 2018 lasa teo.
Hamaky ny tohiny