• Talata 25 Septambra 2018
Sport.Basket Vehivavy -U 16 any Farafangana Mitarika ny Cospn 2 Atsinanana sy Mb2All Analamanga

Mitarika an’isa ny vehivavin’ny Cospn 2 Atsinanana ao amin’ny vondrona A sy ny Mb2All Analamanga ao amin’ny vondrona B taorianan’ireo andro roa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy tany Itasy Lasan’ny kaominina Betanimena Ambohikinga ny amboara

Tao amin’ny kianjan’ny Oniversite Faliarivo, Distrikan’ny Soavinandriana Faritra Itasy, no notanterahana ny lalao famaranana baolina kitra vehivavy Fisandratana ny alahady 23 septambra 2018 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.Rugby Amboaran’ny Fifankatiavana Lasan’ny CPI Isotry ny omby mifahy

Lasan’ny fileovana CPI Isotry ny omby mifahy natao amboara teo amin’ny lalao rugby niadiana ny amboaran’ny Fifankatiavana nokarakarain’ny seksion’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Sport.FIKAMBANANA TERRES EN MELEES Nahazo ilay mari-pankasitrahana « le prix Beyond Sport Global Award »

Fikambanana iray miezaka mampiroborobo ny taranja Rugby ho an’ny vehivavy ny fikambanana « Terres en mêlées ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Sport.Rallye RIM 2018 Mbola i Rivo sy Ando ihany no nahery

Nikatona ny sabotsy 22 septambra teo tao amin’ny Fanalamanga ao Tsirinala Moramanga ny ridaon’ny fifaninanana rallye RIM 2018 na ny RIM andiany faha-39.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Sport.Poule des As 2018 Nivoaka ny kianja teo amin’ny minitra faha-82 ny Fosa Junior

Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana Poule des As ao anatin’ny “Thb Ligue des Champions Malagasy 2018”.

Hamaky ny tohiny
FTT