• Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sport.ASSM Hand-Ball 55 taona Nentina am-bavaka tetsy Amparibe

Natomboka tamin’ny “tournoi” iraisam-pirenena notontosaina tetsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny 31 jolay-05 aogositra 2018 teo ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny ekipan’ny ASSM Hand-Ball.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sport.Basikety U 14 zazalahy Tafaverina eto Iarivo ny DTSC

Tafaverina eto Iarivo toerana misy ny foibeny, ny talata 28 aogositra maraina, ny delegasiona niaraka tamin’ny klioban’ny DTSC « Dream Team Sporting Club » Analamanga U 14 zazalahy rehefa avy nivahiny herinandro tany Nosy-Be

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sport.Beach Soccer Malagasy Manomantena fatratra ihany koa

Efa miandrandra fatratra ny lalao hifanandrinana amin’ny ekipam-pirenena Senegaley etsy Mahamasina amin’ny 09 septambra ho avy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2018
Sport.Kitra - « Poule des As » Hanafika an’i Mahajanga ny FCV Vakinankaratra

Taorian’ny fiatoana kely noho ny nanatanterahana an’ireo lalao 1/4-dalan’ny Telma Coupe de Madagascar 2018 dia hitohy amin’ny alahady 02 septambra izao indray any Mahajanga sy etsy Mahamasina ny Poule des As amin’ny « Champion’s League Malagasy 2018 ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sport.Fifidianana filohan’ny FMF Hotanterahina amin’ny 27 oktobra 2018

Efa namolavola daty hanatanterahana ny fifidianana izay ho filoha vaovao hitantana ny FMF “Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Sport.Volley-ball ASIEF 2018 Raikitra ny fiadiana ny amboara

Taorian’ireo lalao famaranana tenisy notontosaina tamin’ny heriny teny amin’ny kianja filalaovana tenisy eny Ankatso ka natrehan’ny filohan’ny Antenimirandoholona ka nahafantarana an’ireo tompondakan’ity taranja ity eto Analamanga toa an-dry Hanitriniony Lanto UA (Simple Dames),

Hamaky ny tohiny
FTT