Tsipy kanetibe tompondaka eran-tany 2018 Raraka teo amin’ny 1

8-ndalana i Madagasikara


  • Alatsinainy 17 Septambra 2018

Tafakatra niatrika ny manasa-dalana nifanandrina tamin’ilay Marokanina Hicham Boulassal i Taratra Rakotoninosy solontena Malagasy tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny “Tir de preçision”

 

 

 

 taranja tsipy kanetibe natao tany Desbiens (Canada) nifarana omaly 16 septambra 2018. Raraka teo amin’ny lalao 1/8-ndalana kosa ny olon-telo miaraka Malagasy rehefa montsan’i Allemagne 13-01. Ity farany kosa dia nailik’i Sénégal 13-07 teo amin’ny 1/4-dalana. Tunisie sy Maroc an-daniny sy France sy Sénégal an-kilany no niatrika ny lalao 1/2-dalana tamin’ity andiany faha-48 tamin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja tsipy kanetibe ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

                                                          

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT