Sport

39 e Rallye RIM 2018 Mahatratra 41 ireo ekipazy handray fiaingana anio


  • Alakamisy 20 Septambra 2018

Hanomboka anio alakamisy 20 septambra 2018 ao amin’ny faritr’i Fanalamanga any Moramanga ka haharitra 3 andro ny rallye RIM “Rallye International de Madagascar”

 

 

 

 andiany faha-39 sady dingana faha-5 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara 2018 amin’ity taranja ity. Mahatratra 41 ireo ekipazy nisoratra anarana handray fiaingana ao Tsirinala anio alakamisy 20 septambra 2018 ka anisan’izany ny ekipazy Tahina sy Tahina Razafinjoelina nibata ny fandresena tany amin’ny Rallye du Boina farany niaraka tamin’i Baovola. Hisedra dingana manokana 4 amin’ireo 14 hisy izy ireo amin’ity andro voalohany ity.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT