• Alakamisy 06 Septambra 2018
Sport.Randriamalaza Jean Christian Voaasa hampiofana tany Rabat Maroc

Voaasan’i Me Abdelkader El Moutaouakil filoha mpanorina ny World Quan Khi Dao Contact izay eo ambany fiahian’ny « Federation Royale Marocaine d’Aikido, Iado et affinitaires », nankany Rabat Maroc,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2018
Sport.Super Coupe Analamanga Natolotry ny USCAR an’ny Ben’ny tanàna ny amboara

Tonga nanolotra ny amboara “Super Coupe Analamanga” ho an’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly talata 4 septambra maraina, ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) taranja baolina lavalava na ny USCAR (Union Sportive Commune d’Antananarivo Rugby).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Septambra 2018
Sport.Barea de Madagascar Manantena ny fanohanan’ny mpijery

Niditra nitsapa ny kianjan’i Mahamasina hanatanterahana ny lalao hihaonana amin’ny Senegaley amin’ny alahady 9 septambra izao eo amin’ny fifanintsanana hahazoana hiatrika ny CAN Cameroun 2019 ny mpilalaon’i Barea voaantson’ny mpanazatra René Dupuis.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Sport.Rallye-RIM faha-39 Hitorajofo any Moramanga

Araka ny fangatahan’ny FSAM (Fédération du Sport Automobile de Madagascar) tamin’ny orinasa Fanalamanga dia any Moramanga sy ao anaty alan’ny Fanalamanga no hanatanterahana ny andiany faha-39 amin’ny RIM “Rallye International de Madagascar” taona 2018 amin’ny 20, 21 ary 22

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Sport.Fifaninanana scooter Efa miandahy miambavy

Tontosa tamin’ny alahady 02 septambra 2018 teo, teny amin’ny SRK Imerintsiatosika, ny dingana faha-4 farany amin’ny fifaninanana mitondra moto scooter fiadiana ny “Trophées des Elites-Red Dog Scoot 2018” sokajy rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Sport.Basikety AT2B 10 taona isika’zao Hanao famarana avokoa ny Sénior AT2B lahy sy vavy

Tontosa teny amin’ny kianja Andraisoro ny lalao basikety 1/2-dalana telo amin’ny fiadiana ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny At2b “Andraisoro Tia Basket Ball” araka ny vokatra :

Hamaky ny tohiny
FTT