• Alakamisy 26 Jolay 2018
Sport.Fifaninanana nasionaly ASIEF 2018 Vonona amin’ny fandraisana ny hetsika i Toamasina

Nambaran’ny filoha nasionalin’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l'Entretien des Fonctionnaires),

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2018
Sport.Atletisma Tompondakan’i Madagasikara 2018 Mbola nanjakan’ny tanoran’Atsimo Andrefana indray

Mbola nanjakan’ireo tanoran’ny Faritra Atsimo Andrefana toy ny tamin’ny taon-dasa 2017 indray ny fifaninanana atletisma fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara latsaky ny 20 taona notontosaina teto Antananarivo ny 20,21 ary 22 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2018
Sport.JAJ 2018 any Alger Nitranga ny nampoizina hatreto

Nitranga ny efa nampoizina aty amin’ny andro faha-5 hanatanterahana ny fifaninanana “Jeux Africain de la Jeunesse” andiany faha-3 tontosaina any Alger hatramin’ny 18 jolay lasa teo ka hifarana ny 28 jolay 2018 fa tsy dia antenaina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Sport.« Thb Champions League 2018 » Nifarana omaly alahady ny dingana faha-2<<

Nifarana omaly alahady 22 jolay tamin’ny alalan’ny andro faha-5 ny notontosaina tetsy Vontovorona sy tany Fianarantsoa ny dingana faharoa amin’ny “Thb Champions League Malagasy 2018

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Sport.Baolina kitra vehivavy andro faha-7 Tsuy mbola niova ny filaharana ankapobeny

Tontosa omaly alahady 22 jolay teny amin’ny kianjan’i Carion ny andro faha-7

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Sport.Rallye de Mangoro 2018 27 ihany ireo fiara niatrika ny fiaingana omaly

27 ireo ekipazy niatrika ny fiaingana teny amin’ny tsangambaton’ny Maherifo 1947 tao Moramanga omaly zoma 20 jolay 2018 ary nihazo an’Antsirinala toerana nanatanterahana ny ES 1 mirefy 6,65 km tao amin’ny faritry ny orinasa Fanalamanga

Hamaky ny tohiny
FTT