Sport

Beach Soccer 2018 Tafita ho any Egypte ny Malagasy


  • Alatsinainy 24 Septambra 2018

Nanao ady sahala 5-5 tamin’i Mozambika i Madagasikara tamin’ny sabotsy 22 septambra teo tany amin’ny torapasik’i Mahajanga eo

 

 

 

amin’ny fifanintsanana aty Afrika eo amin’ny Beach Soccer ka tafita hiatrika ny CAN Beach Soccer 2018 hotontosaina any Egypte amin’ny volana desambra ho avy izao satria efa nandresy 5-4 an’ity ekipa ity tany Mozambique tamin’ny lalao mandroso ny 7 septambra 2018.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT