Sport

Basket Vehivavy -U 16 any Farafangana Mitarika ny Cospn 2 Atsinanana sy Mb2All Analamanga


  • Talata 25 Septambra 2018

Mitarika an’isa ny vehivavin’ny Cospn 2 Atsinanana ao amin’ny vondrona A sy ny Mb2All Analamanga ao amin’ny vondrona B taorianan’ireo andro roa

 

 

voalohany  eo amin’ny fifaninana basikety fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara tanterahina any Farafangana ankehitriny. Eo amin’ny sokajy zatovolahy kosa dia ny Dtsc Analamanga no mitarika ao amin’ny vondrona A, ny Fandrasa Matsiatra Ambony kosa ao amin’ny vondrona B, ny Fb-Bbcm Menabe ao amin’ny vondrona C ary ny Mb2All Analamanga ao amin’ny vondrona D.

 

Vokatra azo teo amin’ny andro faha-3 omaly alatsinainy 24 setambra :

 

Kianja CEG Farafangana :  F-ASBM V7V # JEA Vakinakaratra (55-34)  ; F-BCJ Haute Matsiatra # BBCA Atsimo Atsinanana (52-71) ; G-MEGA Atsinanana # FFA Vakinakaratra (53-57)  ; G-ABBCM Alaotra Mangoro # ESF RIVEN'S Analanjirofo (58-69)  ; G-DTSC Analamanga # TMV Atsimo Atsinanana (47-38)  ; F-COSPN2 Atsinanana # TAMIFA Amoron'i Mania (49-31)  ; AS FANALOLAHY Atsimo Atsinanana # FFPRO BCTM Vakinakaratra (39-74)  ; G-BCF Atsimo Atsinanana # TEXAS RAGERS Analanjirofo (57-50)

 

Kianja monisipaly Farafangana :  F-FANDRASA Haute Matsiatra # ASCUT Atsinanana (42-50) ; G-NCBA Alaotra Mangoro # MFB BBCM Menabe (32-54) ; G-BCV Atsimo Atsinanana # BAS Bongolava (33-36)  ; F-MB2ALL Analamanga # SEPA Bongolava (46-19)

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT