- Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Sport.Telma Coupe de Madagascar Tsy vita hatramin’ny farany ny lalaon’ny CNaPS Sport sy ny ELGECO Plus
Ny AS Adema hatreto no efa fantatra fa hiatrika ny lalao famaranana amin’ny Telma Coupe de Madagascar rehefa nandresy ny USCA Foot tamin’ny 2 no 1 taorian’ny fanalavam-potoana omaly tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina.
Hamaky ny tohiny